Nohitsakitsahin’ny Jentily i Jerosalema...

Alakamisy 26 nôvambra 2020 — Herinandro faha-34 mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 21, 20-28 — Miandrandrà, ka asandrato ny lohanareo; fa efa akaiky ny fanavotana anareo.

Tohiny...

14 nôvambra — Teraka ny 27 desambra 1737 tao Saragosse tao Espagne i Joseph Pignatelli. Avy amin'ny fianakaviana andriana izy. Italianina izy avy amin'ny rainy, Antonio Pignatelli, fa ny reniny kosa espagnole, Francesca Moncayo-Fernandez de Heredia. Mbola vao efa-taona monja i Joseph no maty ny reniny, ary nobeazina tany Naples izy.

Sabotsy 14 nôvambra 2020 — Herinandro faha-32 mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 18, 1-8 — Mahatoky amin’ny teniny rehetra ny Tompo; ary tsara fo amin’ny asany rehetra.

13 nôvambra — Teraka ny 28 ôktôbra 1550 tao amin'ny lapa Rostkowo tao Pologne i Stanislas Kostka. Farany amin'ny zanak'i Jan Kostka, sénateur sy i Marguerite Prisca anabavin'ny mpanjaka tao Mazovie i Stanislas.

Zoma 13 nôvambra 2020 — Herinandro faha-32 mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 17, 26-37 — Mahatoky amin’ny teniny rehetra ny Tompo, ary tsara fa amin’ny asany rehetra.