Hatolotra... ny Zanak'olona

Talata 25 febroary 2020 — Herinandro fahafito mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Marka 9, 30-37 — Niantso antsika tamin'ny alalan'ny Evanjely Andriamanitra mba hahazoantsika ny voninahitr'i Jesoa Tompontsika.

Tohiny...

15 desambra 2019 - Alahady faha-3 amin'ny fiavian'i Kristy.
Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 11, 2-11.
Antomotra ny Noely, izay fotoana lehibe ho an'izao tontolo izao, satria Izy Andriamanitra amin'ny alalan'ny Zanany no miditra eo amin'ny tantaram-piainantsika olombelona, hitondra fanavotana sy fiainam-baovao mba hahatonga ny Fanjakany ao am-pon'ny tsirairay sy ao amin'ny fiainantsika olombelona.

Sabotsy 14 desambra 2019 - Herinandro faharoa amin'ny Fiavian'ny Tompo.
Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 17, 10-13.
Akaikiy ny andron'ny Tompo, indro izy fa avy hamonjy antsika.

Zoma 13 desambra 2019 - Herinandro faharoa amin'ny Fiavian'ny Tompo.
Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 11, 16-19.
Avia ry Tompo, vangio am-piadanana izahay ka hifalianay amin'ny fo lavorary.

Alakamisy 12 desambra 2019 - Herinandro faharoa amin'ny Fiavian'ny Tompo.
Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 11, 11-15.
Izay manan-tsofina hihainoana aoka hihaino. Asehoy anay ry Tompo ny hatsaram-ponao ary omeo anay ny famonjena avy aminao.