Nirahin'Andriamanitra ny Zanany mba hamonjy...

Alahady 07 jona 2020 — Ny Trinite Masina — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 3, 16-18 — Voninahitra anie ho an'ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina. Andriamanitra, Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy.

Tohiny...

♦ Gaboraraka ny fitrandahana volamena sy vatosoa ankehitriny ka tokony sokafan'ny fanjakana ny fanomezana fahazoan-dalana amin'ny fitrandrahana harena an-kibon'ny tany eto Madagasikara hoy ny Solombavam-bahoaka voafidy tany Mananjary, Randrianandrasana Norbert... ♦ Notohanana sakafo misy otrik'aina samihafa ny olona marefo ao amin'ny faritra Alaotra Mangoro...

♦ Olona 26 vaovao indray no voatily fa mitondra ny tsimok'aretina Coronavirus raha ny tatitra omaly... ♦ Nohamafisin'ny Filoham-pirenena omaly fa tsy azon'ny fiara mitondra olona ivezivezena mihitsy any amin'ny faritra Atsinanana... ♦ Isan'ny antony tsy mampahomby ny ady atao amin'ny Coronavirus ny tsy fifampitokisana eo amin'ny vahoaka sy ny mpitondra...

♦ Toerana vaovao nahitana olona mitondra ny tsimok'aretina Coronavirus indray Ankazondandy Manjakandriana, Amborompotsy Talatamaty... ♦ Tsy CVO amin'ny endrika tsindrona akory ilay fanafody anaty "essai clinique" amin'izao fotoana izao fa fanafody hafa mihitsy... ♦ Dahalo dimy no maty voatifitry ny mpitandro ny filaminana tany amin'ny kaominina Ifotaka distrik'Amboasary Atsimo...

♦ Mandray andraikitra goavana amin'ny ady atao amin'ny fiparitahan'ny valan'aretina Coronavirus eto Madagasikara ny Tafika Malagasy... ♦ Velom-panahiana amin'ny mety ahatongavan'ny Coronavirus any aminy ny mponina any amin'ny distrikan'i Mandritsara faritr'i Sofia manoloana ny fisian'ny tranga telo ao Andilamena...