Nirahin'Andriamanitra ny Zanany mba hamonjy...

Alahady 07 jona 2020 — Ny Trinite Masina — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 3, 16-18 — Voninahitra anie ho an'ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina. Andriamanitra, Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy.

Tohiny...

♦ Mandray andraikitra goavana amin'ny ady atao amin'ny fiparitahan'ny valan'aretina Coronavirus eto Madagasikara ny Tafika Malagasy... ♦ Velom-panahiana amin'ny mety ahatongavan'ny Coronavirus any aminy ny mponina any amin'ny distrikan'i Mandritsara faritr'i Sofia manoloana ny fisian'ny tranga telo ao Andilamena...

♦ Tafakatra 586 ny olona mitondra ny tsimok'aretina Coronavirus eto Madagasikara... ♦ Nitsidika tany Toamasina omaly ny Filohan'ny Repoblika... ♦ Tontosa omaly ny fihaonana teo amin'ny Solombavam-bahoaka sy ny mpikambana ao amin'ny Governemanta notarihin'ny Praiministra...

♦ Efa ahitana tsimok'aretina Coronavirus ihany koa ankehitriny any Andilamena sy Ambatondrazaka... ♦ Efa manana ny protocole de traitement na ny fomba hitsaboana ny valan'aretina avy amin'ny Coronavirus isika, ka haseho an'izao tontolo izao izany afaka iray volana eo...

♦ Mifanatrika etsy amin'ny CCI Ivato ny Governemanta sy ny Solombavam-bahoaka. Lafin-javatra maro momba ny fitantanana ny raharaham-panjakana no angatahan'ny depiote fanazavana... ♦ Hampihatra fepetra vaovao tsy hiparitahan'ny valan'aretina Coronavirus ny tompon'andraikitra any amin'ny faritr'i Bongolava tao aoarian'ny nahitana tranga iray mitondra ny tsimok'aretina Coronavirus tao Tsiroanomandidy...