♦ Ho tanterahana ny 23 hatramin'ny 25 aogositra 2024, ny Kôngresy Eokaristika Nasiônaly, any amin'ny Arsidiôsezin'Antsiranana. Lohahevitra entina hiainana io Kôngresy io ny hoe: “Ny fihavanana no manasitrana izao tontolo izao. Mpiray tampo avokoa ianareo rehetra”... ♦ Nanentana ny rehetra hametraka amin'ny toerana ambony ny asa fanabeazana, i Mgr Jean de Dieu Raoelison, ary nanome hafatra sy fampianarana mifantoka amin'izay asa fanabeazana izay, tao anatin'ny fankalazana ny fetin'i Masindahy Joany Bosco...
♦ Sambany indray no nihaona mivantana teny Tsimbazaza, ny Praiminisitra sy ireo Solombavam-bahoaka, tao aorina'ilay fitsipaham-pitokisana tamin'ny taona 2022. Niresaka momba izany androany, Andriamatoa Naivo Raholdina, tamin'ny lahateniny... ♦ Miandry ny tolo-kevitra avy amin'ny CENI, ny Governemanta, momba ny datim-pifidianana, hoy ny Praminisitra... ♦ Tsy mety ho marin-toerana mihitsy ny vidin'entana ilaina andavanandro eny an-tsena, ka mahatonga fanararaotana. Nivory ny avy amin'ny Minisiteran'ny Varotra sy ny mpiaro ny zon'ny mpanjifa androany, nitady vahaolana momba izany...
♦ Tontosa omaly ny fanamasinana ho Eveka, an'i Mgr Luc Oliver Razfitsimialona, hitantana indray manomboka izao ny Diôsezin'i Tolagnaro... ♦ Nentin'ny Papa nandritra ny fampianarany tao aorian'ny vavaka Angelus, ny fanentanana ny rehetra mba hianatra hiaina an-kalalahana, afaka amin'ireo gadra vy izay mamatotra ny tsirairay...
♦ Efa any amin'ny Diôsezin'i Tolagnaro ankehitriny, ny Nonce Apostolique sy ireo Eveka avy amin'ny Diôsezy samihafa avy eto Madagasikara... ♦ Manolotra ny teny fankasitrahana ho antsika mianakavy nanotrona sy nanohana azy ireo, nandritra ny fankalazana ny fetin'ny Fianakaviana Masina, ny fianakaviamben'ny Seminera Zandriny Ambohipo... ♦ Nofaranana tamin'ny 20 sy 21 janoary 2024 ny fankalazana ny faha-40 taonan'ny EKAR Trinite Masina Anosimasina, ao amin'ny Diôsezin'i Moramanga...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco