♦ Sitrak'Andriamanitra ny mifidy antsika, ka manolotra antsika ny famonjena, hoy i Mgr Gustavo Bombin Espino, nandritra ny "Messe chrismale" tao amin'ny Diôsezin'i Mahajanga... ♦ Nofaranana ny alahady 3 aprily 2022 ny lalan'ny Hazofijaliana, Secteur Andròna Mandritsara, Diosezin'i Port-Bergé... ♦ Ny maha olona no laharam-pahamehana, hoy ny Papa François, tamin'ireo mponina tao Malte, nandritra ny fitsidihana apôstôlika faha-36 nataony, ny 2 sy 3 aprily 2022...
♦ Manahaka an'Andriamanitra izay tia fihavanana, hoy i Mgr Odon Marie Arsène Razanakolona, tamin'ny 25 marsa 2022... ♦ Fanomezana avy amin'Andriamanitra ny fiadanana sy ny fandriampahalemana, ho ny Nonce Apostolique, Mgr Paolo Rocco Gualtieri... ♦ Nanolotra "ambulance" ho an'i Ukraine, ny Papa François...
♦ Nankasitraka ireo rehetra niara-niombom-bavaka tamin'ny fanentanan'ny Papa François, ny Nonce Apostolique Paolo Rocco Gualtieri... ♦ Nanao fitsidihana pastôraly tao amin'ny Diôsezin'Ambanja ny Administrateur Apostolique, Mgr Benjamin Marc Ramaroson, Arsevekan'Antsiranana... ♦ Fanomezana sarobidy ho an'ny tantara ny fahanterana, hoy ny Papa François, nandritra ny katesizy ny alarobia 23 marsa 2022...
Ny fahavanonana no ahafahana mitrandraka ny talenta sy ny safidy nomen'Andriamanitra an'ny tsirairay, hatafita amin'ny fiainana. Fandaharana "mba ho vanona", iarahana amin'i Jeneraly Désiré Philippe Ramakavelo.
• Tovolahy miisa valo no nanonona ny Voady Voalohany, hiditra ho mpikambana ao amin'ny Fikambanana Salezianin'i Don Bosco, ny talata 8 septambra 2026... • Fanomezana sarobidy sy andraikitra tsy maintsy arovana ny fahamendrehan'ny maha olona, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny “Audience générale” ny alarobia 9 septambra 2026... • Nandray ireo Eveka vaovao miisa 147 namonjy ny fiofanana any Roma, ny Papa Léon XIV omaly...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco