Tsy ny olon-dehibe ihany no voakasik'ity olana ara-pahasalamana ity, fa mety havoa ny sokajin'olona rehetra. Tsy tokony hanao dokotera tena ny olona manana tosi-dra avo, ary ny fanafody dia tokony tohizana araka ny toromariky ny mpitsabo amin'ny ora mitovy. Miakatra ny dosi-dra ho an'ny olona iray, raha 14/9 ny tarehimarika hita aorian'ny fitsapana... Fandaharana "Andriano ny fahasalamana", tontosaina eto amin'ny radio Don Bosco.