Mibaribary toa ny tafika an-drefan-tanàna ankehitriny ny anjara toerana sy ny andraikitry ny vehivavy tantsaha amin'ny fampandrosoana ny eny ambanivohitra, izy ireo izay mandray anjara amin'ny fiantohana ara-tsakafo sy ny fampihenana ny fahantrana. Misehatra amin'ny asa famokarana sakafo mantsy ny vehivavyary isan'ny miantoka ny sakafo jifain'ny fiaraha-monina misy azy...

Misy nefa ny mozana tsindrian'ila amin'izay fandraisan'andraikitry ny vehivavy amin'ny famokaraéna tantanam-pianakaviana izay. Toa ny tsy fitoviana amin'ny fandratoana fahalalàna, ny fitaovana ampiasaina amin'ny famokarana, ny tsy fanajàna ny zony amin'ny lafiny samihafa.
Tsy mamela izany ho sakana nefa ny vehivavy maro, mivondrona anaty fikambanana fa nisy ny fihoarana nataon'izy ireo...
Nioty vokatra ny maro an'isa tamin'izy ireny ka lasa ohatra fakan-tahaka amin'ny fahombiazan'ny vehivavy amin'ny famokarana tantaranam-pianakaviana. Fikambanana sy vovonam-pikambanana maro no nahita vokatra tamin'izany tolona ho azy ireo izany...

[Miara-dàlana] Zoma 14 aogositra 2026

• Solontena 37 avy amin'ny diosezy 20 amin'ny 22 no nandray anjara tamin'ny fiofanana momba ny fampiharana ny Eglizy miara-dia... •Nantsoin'ny Ray handray ny valin-kasasarany teo amin'ny faha-89 taonany i P. Baigny Dezy... •Hankalazaina any Jourdanie amin'ny 2030 ny faha-2000 taonan'ny nanaovana Batemy an'i Jesoa...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...