♦ Amin'ny zoma izao no tokony hivoaka ny lisitra ôfisialin'ireo kandidà ho solombavambahoaka isan-distrika. Tsy maintsy mametra-pialàna mialoha izay ireo ministra hirotsaka ho fidiana... ♦ Mitaky mangarahara ny Transparency International eto Madagasikara amin'izao fifidianana solombavambahoaka izao. Tokony hanana zo mitovy ny kandidà rehetra hoy izy ireo... ♦ Manahy tandrevaka amin'ny fanomanana ny fanadinam-panjakàna ny Vovonan'ny sekoly tsy miankina eto Madagasikara. Efa nisy ny olana tamin'ny nandraisana ny fisoratana anaran'ireo mpiadina... ♦ Vahoaka an-tapitrisany maro omaly no afaka nihanoka ny fijerena "tako-masoandro" tany Etazonia, Canada hatrany Mexique...
♦ Tamin'ny ora faraparany omaly vao nanao tsy ombialoha ny fandrotsahana ho fidiana ho Solombavambahoaka teny anivon'ireo OVEC nanerana ny nosy... ♦ Nirotsaka ho fidiana any Ambatofinandrahana ny filohan'ny Antenimieram-pirenena teo aloha, Christine Razanamahasoa. Ministra 7 eo anivon'ny Governemanta ihany koa no kandidà ho solombavambahoaka... ♦ Niverina an-tsekoly indray ny mpianatra hiatrika ny roa volana fahaefatra, taorian'ny fialan-tsasatry ny Paka teo. Efa mamaramparana ny fandaharam-pianarana ny sekoly rehetra, mialohan'ny famerenana ankapobeny... ♦ Nitombo ny isan'ireo olona maty, vokatr'ilay faharendrena sambo mpanjono nitondra olona marobe tatsy Mozambika...
♦ Manana telo andro handinihana ny antontan-taratasy momba ireo maniry ho kandidà amin'ny fifidianana Solombavam-bahoaka, ny OVEC tsirairay avy manerana ny nosy... ♦ Nisafidy ny tsy ho kandidà amin'ny fifidianana Solombavam-bahoaka ny Depioten'Isandra, Voahanginirina Marie Laurette... ♦ Niverina an-tsekoly nanomboka androany ny mpianatra amin'ny sekoly tsy miankina, hiatrika ny telovolana farany amin'ny taom-pianarana...
♦ Nisesisesy ireo kandida tonga nametraka ny antotantaratasy filatsahany ho fidiana androany, manana hatramin'ny 5 ora hariva ireo tsy mbola nahavita izany... ♦ Anjaran'ny vahoaka no misafidy izay olona mendrika ho solombavambahoaka fa sivana fotsiny ny an'ny vondrona pôlitika hoy ny antoko ny fireneko... ♦ Efa azo lazaina fa voafehy ny asan-dahalo any amin'ny distrikan'i Belo ankehitriny... ♦ Navaozin'ny Papa François indray tamin'ny famaranana ny vavaka Regina Caeli omaly ny antso ho an'ny fandriam-pahalemana any amin'ireo firenena misy ady... ♦ Rendrika tany amin'ny fari-dranomasin'i Môzambika ny sambokely nitondra olona antsokosoko...
• Nanentana ny kristianina rehetra, hivavaka sy handini-tena, ny avy eo anivon'ny Fiombonan'ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara, tamin'ny hafatra navoakan'izy ireo ny zoma 26 septambra 2025... • Tontosa ny sabotsy 27 septambra 2025, ny famindrana ny taolambalon'i Mompera Vladimir, izay tany amin'ny Diosezin'i Toamasina, ho ao amin'ny fasan'ny Fikambanana ao Ambohidratrimo Antananarivo... • Notontosaina ny sabotsy 27 septambra 2025 ny fitsofan-drano ny fasana ary ny famindrana ireo pretra sy frefra miisa 13 efa nialoha lalana, teny amin'ny Monasitera Masina Maria Ambohimanjakarano Mahitsy...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco