♦ Nanatanteraka ny fitsidihana Pastoraly voalohany ho an’ny taona 2022 tao amin’ny Diosezin’Ambanja i Mgr Benjamin Marc Ramaroson, Arsevakan’Antsiranana, Admnistrateur apostolique ao Ambanja... ♦ Tsy mamela antsika ho irery fa miombona amintsika mpanota te hibebaka i Jesoa, hoy i Mgr Marie Fabien Raharilamboniana, Evekan’i Morondava, nandritra ny fanamasinana ho diakra ireo frera karma telo, nandritra ny fankalazana ny Batemin’ny Tompo omaly... ♦ Ny vavaka no mampiaina ny fiainantsika, hoy ny Papa François, tamin’ny fampianarany nialoha ny vavaka Angélus omaly, alahady nankalazana ny Batemin’ny Tompo...

[audio src="/images/sounds/mdl-20220110.mp3" background="#0099ffff"]

[Miara-dàlana] Alatsinainy 13 jolay 2026

• Nodimandry androany teo amin'ny faha-98 taonany, i Mgr Raymond Razakarivony, Eveka emeritan'ny Diosezin'i Miarinarivo... • Manoloana izao zava-misy eto Madagasikara izao, dia ny fahaverezan'olona sy ny fahafatesan'olona, dia misy ny fanambarana sy ny fanentanana ary ny hafatra avy amin'ny Finvondronamben'ny Evekan'i Madagasikara... • Asehon'i Kristy ny fahalalahan-tananan'Andriamanitra mpamafy ny teny. Navoitran'ny Papa io nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...