♦ Nanamarika ny 25 marsa ny MDMK-CVX tao amin'ny Diôsezin'i Mahajanga, ny sabotsy teo. Nandritra izany ihany koa ny nakofana tamin'ny fomba ôfisialy ny faha-100 taoan'ny Antilin'i Madagasikara... ♦ Manohy hatrany ny fitsidihana pastôraly izay tanterahany ao amin'ny Diôsezin'Ambanja i Mgr Donatien Randriamalala, ka ny Paroasin'i Maromandia no nadehanany omaly... ♦ Fomba iray hanehoana ny finoana ny fivahinianana masina, ka tokony hitodika bebe kokoa amin'Andriamanitra isika, hiala amin'ny fitiavan-tena, hikajy ny tontolo iainana, io no fanentanana nataon'i Mgr Benjamin Marc Ramaroson, nandritra ny pèlerinage notontosaina teny amin'ny Montagne des Français, ho an'ny tao amin'ny Arsidiôsezin'Antisranana...

[audio src="/images/sounds/mdl-20230327.mp3" background="#0099ffff"]

[Miara-dàlana] Zoma 11 septambra 2026

• Tovolahy miisa valo no nanonona ny Voady Voalohany, hiditra ho mpikambana ao amin'ny Fikambanana Salezianin'i Don Bosco, ny talata 8 septambra 2026... • Fanomezana sarobidy sy andraikitra tsy maintsy arovana ny fahamendrehan'ny maha olona, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny “Audience générale” ny alarobia 9 septambra 2026... • Nandray ireo Eveka vaovao miisa 147 namonjy ny fiofanana any Roma, ny Papa Léon XIV omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...