♦ Tontosa ny 12 hatramin'ny 14 novambra 2021 ny Antenimieran'ny Vovonam-Pirenena Katolikan'ny Ankizy eto Madagasikara... ♦ Nomarihana tao amin'ny Diôsezin'i Mananjary, ny 11 sy ny 14 novambra 2021 ny tsingerin-taona nahatongavan'ny Masera Saint Joseph de Cluny sy ny Masera Bénédictines de Sainte Batilde, teto Madagasikara... ♦ Nikarakara fikaonan-doha iraisam-pirenena androany, ny Vaomieran'ny Covid-19 ao Vatican, izay sahanin'ny Dikastera momba ny fampivoarana manontolo ny maha olona...

[Miara-dàlana] Zoma 30 mey 2025

• Notanterahana androany ny Andron'ny Sekoly Katolika teto amin'ny Diosezin'Antananarivo, ka Eokaristia Masina notarihan'ny Arseveka no nanombohana izany... • Notanterahana ny 27 hatramin'ny 29 mey 2025, ny fihaonan'ireo mpanabe eo anivon'ny seminera, tao amin'ny Arsidiosezin'Antsiranana... • Antso voalohany ho antsika ny ho olombelona. Io no fampianarana nentin'ny Papa Léon XIV, nandritra ny Audience générale, ny alarobia teo...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...