♦ Misy ihany ireo hevi-dehibe tsy mazava tao anatin'ny tatitra nomen'ny fitondrana, ny SADC hoy ny vovonana Ampandrana (VonA), androany... ♦ Misy mitaona ny entana ao amin'ny Lapan'ny tanàna araka ny tatitra voarain'Andriamatoa Ravalomanana Marc avy amin'ireo mpanolontsaina monisipaly lany tamin'ny anaran'ny antoko TIM... ♦ Ao anatin'ny famolavolana ny antontan-kevitra fahatelo momba ny fandraisana anjara nasiônaly ho fiatrehana ny fiovan'ny toetr'andro i Madagasikara ankehitriny... ♦ Tsy hisy fetrany ny fitohizan'ny fanafihana an'i Iran, hoy ny Ministry ny fiarovana Israeliana...
♦ Governemanta mamaly ny tolona sy ny fitakiana natao no tokony hitsangana ho avy eo hoy ny KFIM, ireto farany izay manamafy hatrany ny handravana ihany koa ireo andrim-panjakàna tsy nahavita ny asany... ♦ Nahazo fanampiana milanga 30 taonina avy amin'i Inde entina hanampiana ny Faritra Atsinanana ny Birao nasiônaly misahana ny loza sy ny tandindon-doza (BNGRC)... ♦ Mitohy ny asa fikojakojana sy ny fanamboarana ny lalam-pirenena faha-7, mampitohy an'Antananarivo - Atsirabe, anatin'ny fandrakofana tara eo Behenjy makaty Antananarivo ny asa ankehitriny...
♦ .Manaiky sy manaja ny fanapahan-kevitry ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika tamin'ny fampiatoana azy tamin'ny andraikitra nosahaniny ny Praiministra teo aloha Herintsalama Rajaonarivelo.. ♦ Hampiantso fivoriana tsy ara-potoana ireo solombavambahoaka afahana manolotra ny anaran'izay ho praiministra vaovao, ny Filohan'ny Antenimieram-pirenena Siteny Randrianasoloniaiko... ♦ Mampiantrano ny andiany faha-10 amin'ny fivoriamben'ny CARD isika eto Madagasikara, fivoriana hametrahana vina hampitombo avo roa heny ny voka-bary aty Afrika hatramin'ny taona 2030...
♦ Tanterahana eto Madagasikara mandritra ny efatra andro ny fivoriamben'ny CARD andiany faha-10. Hampitombo n y voka-bary aty Afrika ho avo roa heny ny vinan'ny CARD hatramin'ny taona 2023... ♦ Mangataka ny fifanomezan-tanana amin'ny olom-pirenena hanatsara ny sehatry ny fananan-tany eto Madagasikara ny sekretera jeneralin'ny ministeran'ny fanajariana ny tany sy ny raharahan-tany. Mankalaza ny faha-130 taona ny sampan-draharahan'ny fananan-tany sy ny fandrefesan-tany eto Madagasikara... ♦ Fanetribe mampahantra ny vahoaka sy ny firenena ny fanaovan'ny matanjakà ampihi-mamba ny Fanjakàna, hoy ny Transparensy International Initiative Madagasikara...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco