♦ Tsy tokony hiziriziriana ny fanatsarana ny fanomanana ny fifidianana hoy ny antoko Malagasy Miara-Miainga. Nitondra fanamarihana ny antoko amin'ny mbola tsy nahatratra ny isan'ny mpifidy tamin'ny fifidianana ben'ny tanàna anatin'ny lisi-pifidianana hatramin'izao... ♦ Tokantrano miisa 2 tapitrisa no kendrena hahazo karatany manerana an'i Madagasikara amin'ity taona ity. Misy indray ilay hetsika herinandron'ny kara-tany, nosantarina tamin'ny fomba ôfisialy tao an-drenivohitra, omaly... ♦ Miverina indray ny "delestage" eto amin'ny tambajotra iraisan'Antananarivo. Nilaza ny Ministry ny Angovo sy ny Ankoran'Afo fa misy olan'ny famatsiana solika eo anivon'ny orinasa JIRAMA izay mitarika fahatapahan'ny herinaratra...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 6 oktobra 2025

• Namaly ny antso avo nataon'ny Papa Léon XIV ny Fivondronamben'ny Eveka eto Madagasikara, ka nanentana ny vahoaka kristianina rehetra hivavaka sy hifady haninana ho an'ny fandriampahalemana eto Madagasikara sy maneran-tany, ny sabotsy 11 oktobra 2025... • Nanao antso avo hampitsaharana ny ady any Gaza sy nitalaho ny mba hisian'ny fandriampahalemana marina sy maharitra, ny Papa Léon XIV, mialoha ny vavaka Angelus omaly... • Vita sonia ny sabotsy teo ny Fanentanana Apostolika voalohany, nosoratan'ny Papa Léon XIV...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...