♦ Efa any amin'ny Diôsezin'i Tolagnaro ankehitirny, ny Nonce Apostolique, Mgr Tomas Grysa, hanatrika ny Sorona Masina fanamasinana ho Eveka an'i Mgr Luc Olivier Razafitsimialona, amin'ny alahady izao... ♦ Velaran-tany mirefy 75.000 Ha, no kendrena ho volena zanakazo amin'ity taona ity. Nanomboka androany tamin'ny fomba ôfisialy teny Imerintsiatosika, ny taom-pambolen-kazo 2024... ♦ Mbola tsy votsotra ireo takalon'aina telo vavy any amin'ny Kaominina Talata Angavo, Distrikan'Ankazobe...
[audio src="/images/sounds/jsr-20240126.mp3" background="#0099ffff"]