♦ Nilaza hanolotra kandidà ihany koa ny Collectif an'ny Malagasy, tao aorian'ny fahavakisan'ny vondron'ny mpanohitra ho roa, ny herinandro teo... ♦ Nampifaly avanjana ny vahoakan'i Fianarantsoa ny UPAR any an-toerana omaly. Niteraka resa-be amin'ny tambajotran-tserasera ny fifamalian'ireo mpikambana teny ambiny sehatra... ♦ Niravona ny disadisa momba ny fizarana rano tany amin'ny Lemak'i Dabaraha hatramin'izay. Resaka fanararaotana pôlitika no nahatonga izany teo, raha ny fanazavan'ny mponina avy any an-toerana...

[audio src="/images/sounds/jmi-20240226.mp3" background="#0099ffff"]

[Miara-dàlana] Zoma 14 aogositra 2026

• Solontena 37 avy amin'ny diosezy 20 amin'ny 22 no nandray anjara tamin'ny fiofanana momba ny fampiharana ny Eglizy miara-dia... •Nantsoin'ny Ray handray ny valin-kasasarany teo amin'ny faha-89 taonany i P. Baigny Dezy... •Hankalazaina any Jourdanie amin'ny 2030 ny faha-2000 taonan'ny nanaovana Batemy an'i Jesoa...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...