♦ Tsy nahafaly ny Vovonan'ny Sekoly tsy miankina eto Madagasikara, ny faneren'ny Ministeran'ny Asa azy ireo, hampihatra ny karama farany ambany... ♦ Arahanao ato anatin'izao vaovao hariva izao ny vaovaon'ny fampielezan-kevitra... ♦ Hanainga rahampitso ho any Afrika Atsimo ny Delgasiôn'ny Barean'i Madagasikara...
[audio src="/images/sounds/jsr-20240527.mp3" background="#0099ffff"]