♦ Sampana fanaraha-maso SAFIDY : 77,50%  ny birao fandatsaham-bato nanaon'izy ireo fanaraha-maso no nisokatra ara-potoana... ♦ Nahitana fiakarany raha nitaha tamin'ny fifidianana filoham-pirenena tamin'ny volana novambra ireo olom-pirenena tonga nifidy ny tapak'andro maraina teo raha ny fanadihadiana natao... ♦ Maro ireo fandikan-dalàna hitan'ny delegean'ny vovonana firaisan-kina tamin'ny faritra sasatsasany teto amin'ny nosy, nandrisika hatrany ny olom-pirenena handeha hifidy anefa izy ireo...

[audio src="/images/sounds/jmi-20240529.mp3" background="#0099ffff"]

Mba ho fanovana marina sy tena izy

“Aza asiana fiatsarambelatsihy ny fitiava-namana. Mankahalà ny ratsy ary miraiketa amin’ny tsara” (Rm 12,9). Hafatry ny Fivondronamben’ny Evekan’i Madagasikara, ho an’ny mpino kristianina katolika, ho an’ny mpitondra fanjakana, ho an’ny tanora Malagasy tsy an-kanavaka, ho an’ny mpiray tanindrazana, ary ho an’ny olona rehetra tsara sitra-po.

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...