♦ Voatendry teny Iavoloha ny hariva teo, ireo mpikambana mandrafitra ny Governemanta vaovaon'ny Praiminisitra Ntsay Christian. Mpikambana 29 no mandrafitra ity Governemanta ity... ♦ Minisitra voasivana tamin'ny maro ireo notendrena ireo, hoy ny Filoham-pirenena androany tamin'ny lahateniny. Nambaran'ny Filoha fa tsy anarana fotsiny ny maha minisitra fa eo no manomboka ny asa... ♦ Nifarana androany ilay fihaonambe faha-11 ho an'ny Fifanarahan'i Nairobi, izay notontosaina teto Madagasikara. Adisisika sy fifanarahana maro no tinapaka nandritra izany...

[audio src="/images/sounds/jsr-20240822.mp3" background="#0099ffff"]

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...