♦ Olan'ny antoko politika eto Madagasikara hoy ny Humaniste Ecologiste ny tsy fisian'ny tanora manana traik'efa handimby ireo zoky teo aloha. Hita taratra amin'ny fifidianana ben'ny Tanàna eto Madagasikara... ♦ Misy ny ezaka ataon'ny tompon'andraikitra misahana ny fifidianana mampandray anjara ny olona manana fahasembanana saingy mbola mila hamafisina misimisy kokoa izany hoy ny Safidy. Namoaka ny fanadihadiana momba izany moa ity Sampana anaraha-maso ny fifidianana ity... ♦ Manomboka manatanteraka ny tetik'asa fandraharahana ho an'ny tanora Andriamatoa Ny Rado Rafalimanana sy ny ekipa mpiara-miasa aminy. Namory an'ireo mpisehatra amin'ny BTP izy omaly...

[audio src="/images/sounds/jmi-20241003.mp3" background="#0099ffff"]

[Miara-dàlana] Alatsinainy 24 aogositra 2026

• Pretra 11 mirahalahy no nohamasinina tamin'ny sabotsy 22 aogositra 2026, ho an'ny Arsidiosezin'Antananarivo... • Nodimandry teo amin'ny faha-81 taonany ary faha-53 taona naha mpisoron'ny Avo indrindra azy, i Mompera Rakotomahefa Pierre Marcial... • Miantso ny fianakaviambe iraisam-pirenena ny Papa Léon XIV, mba hampitombo ireo fepetra ahafahana misakana ny fihanaky tsimokaretina mitondra ny Ebola...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...