♦ Andro fahatelo amin'ny fihaonan'ny lehiben'ny fikambanana salezian'i Don Bosco sy ny solontena isaky ny province avy amin'ny faritra Afrika sy Madagasikara ny anio sabotsy... ♦ Nivoaka tao anatin'ny fahanginany tamin'ny alalan'ny praiministra Ntsay Christian ny fitondram-panjakàna ka naneho hevitra momba ny orinasa Base Toliara... ♦ Manao antso avo sy mitaky ny famoahana ireo olona nosamborina noho ny fitakiana nataony manoloana ny delestazy sy ny tsy fisian-drano ny solombavambahoaka TIM Rina Andriamasinoro... ♦ Manameloka an'i Israely manoloana ny fandavany amin'ny fampitsaharana ny ady ny praiministra Libanais Najib Mikati...
[audio src="/images/sounds/jma-20241102.mp3" background="#0099ffff"]