Mitaky ny mangarahara amin'ny zo ananan'ny olom-pirenena hahazo vaovao sy hiady hevitra momba ny volavolan-dalàna hifehy ny tetibolam-panjakana 2025, ny CCOC...
Mety hisy andro ratsy hiforona any afovoan'ny Ranomasimbe Indiana amin'ny faran'ny herinandro, raha ny vinavinan'ny Météo...
Tsy afa-misaraka fa mifameno ny fanabeazana sy ny fitoriana ny Vaovao Mahafaly, ho an'ny Fikambanana Saleziana Don Bosco...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.