Nisy ny fivoriana notarihan'ny Praiministra momba ireo fitaovana mamokatra herinaratra tavela ao Toamasina, hamahàna ny olana misy amin'izao. Nanome fe-potoana hamoahana izany Andriamatoa Ntsay Christiana...
Hisokatra anio ny taom-piotazana litchi 2024-2025. Somary nihena io vokatra io ho antsika eto Madagasikara tamin'ity taona ity, noho ny lafiny toetr'andro...
Misy teratany vahiny nahazo ny tany rehetra manamorona ny farihin'Andranotapahina. Voaroaka ihany koa ireo mpitrandraka vato madinika an-jatony eny Ambavarano-Ambohidratrimo...
Nivory maika ny ligy arabo sy ny fiaraha-miasan'ny finoana silamo, manoloana ny toe-draharaha iraisam-pirenena, voaresaka ny adin'ny Israelianina any amin'ny faritr'i Gaza sy i Liban.
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.