Mitaky ny mangarahara amin'ny fandinihana ny volavolan-dalàna mifehy n fitantanam-bolam-panjakàna ny vondron'ny firaisamonim-pirenena CCOC. Tsy manao ny asany araka ny tokony ho izy ny parlemantera hoy izy ireo...
Tsy lavorary ny famelan'ny litchis tamin'ity taona ity. Antony mahatonga ny vokatra mihena araka ny fanazavan'ny teknisianin'ny fambolena...
Nohamafisina ny fitandroana ny filaminana mandritra ny lalao baolina kitra ihaonan'i Frantsa sy Israely...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.