Miantso ireo mpanararaotra ny fahasahiranam-bahoaka sy ny mpikarakara ny fifidianana isan'ambaratonga ny FFKM, mba hanaja ny safidin'ny vahoaka, ary tsy ho menatra hampihatra ny lalàna amin'ireo minia mandika izany...
Nametra-pialana tsy ho mpanazatra ny Barea A intsony, i Maître Rorot, tao aorian'ny fidiram-baolina nandritra ny fe-potoana fanampiny, omaly...
Efa misy ny dingana atao handrindrana sy hifehezana ny vidin'ny vary, hoy ny Minisitry ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana, David Ralambofiringa...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.