Raha atao indray mijery dia hita fa manao fandaniana fa tsy miheritreritra ny hampiasa vola na hampidi-bola anatin'ny fitondram-panjakàna ny mpitondra, anatin'ilay volavolan-dalàna mifehy ny teti-bolam-panjakàna 2025 hoy ny solombavambahoaka Rajerison Antoine...
Any amin'ny 2.000 km miala amin'ny morontsirak'i Madagasikara any amin'ny ranomasimbe Indiana no misy ny foiben'ilay rivo-doza BHEKI, tsy mbola misy fiatraikany amin'ny toetry ny andro eto amin'ny nosy izy io...
• Kristy, loharanon'ny fanantenana, ny fampihavanana ary ny fiadanana. Vinan'ny Fiangonana Fianakavian'Andriamanitra eto Afrika, ho an'ny 25 taona ho avy. Io no hafatra avy amin'ny Fihaonambe faha-20-n'ny Fivondronamben'y Eveka Katolika eto Afrika sy Madagasikara... • Tontosa ny 10 aogositra 2025 ny Eokaristia Masina, nametrahana an'i Mgr Marek Ochlak, teo amin'ny fiketrahana maha Evekan'ny Diosezin'i Fenoarivo Atsinanana azy... • Na aiza na aiza misy antsika, aza avela ho verivery foana ny fotoana ahafahana mitia. Io no fanentanana nataon'ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.