• Hanomboka anio ny fampielezan-kevitry ny fifidianana ben'ny tanàna sy mpanolontsaina amin'ny 11 desambra 2024 izao. Hanana 21 andro ireo kandidà handresen-dahatra ny mpifidy...
  • Nahazo PDS vaovao indray ny kaominina Antananarivo renivohitra. Notendrena amin'izany toerana izany Andriamatoa Alexandre Georget, Ministry ny tontolo iainana teo aloha...
  • Nahena 10% ny teti-bolan'ireo ministera sy andrim-panjakàna rehetra, araka ny voarakitry ny lalàna mifehy ny teti-bola-panjakàna 2025. Natokana hamahàna ny olan'ny Jirama avokoa ireo vola ireo...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 24 aogositra 2026

• Pretra 11 mirahalahy no nohamasinina tamin'ny sabotsy 22 aogositra 2026, ho an'ny Arsidiosezin'Antananarivo... • Nodimandry teo amin'ny faha-81 taonany ary faha-53 taona naha mpisoron'ny Avo indrindra azy, i Mompera Rakotomahefa Pierre Marcial... • Miantso ny fianakaviambe iraisam-pirenena ny Papa Léon XIV, mba hampitombo ireo fepetra ahafahana misakana ny fihanaky tsimokaretina mitondra ny Ebola...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...