Nampitandrina sahady ny kandidà hambarany fa nandika ny fepetra napetraka tamin'ireo toerana voarara tsy azo hanovana fampielezan-kevitra ny prefet an'Antananarivo...
Kihon-dalana lehibe ho an'ny firenena sy ny vahoaka Malagasy ny fifidianana ben'ny tanàna ka eo am-pelantanan'ny vahoaka ny fahefana hiova sy hanova hoy ny filoha teo aloha Hery Rajoanarimampianina... T
ontosa teny amin'ny Centell Antanimena ny atrik'asa fakan-kevitra tamin'ireo mpisehatra amin'ny tontolon'ny fizahan-tany mahakasika ny fandrafetana ny taratasy ho an'ny politika ankapoben'ny fizahan-tany eto Madagasikara..
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.