Tanterahina eny amin'ny kianja Barea Mahamasina ny andiany faha-8 amin'ny tsenaben'ny fizahan-tany sy ny andiany voalohany amin'ny tsenaben'ny asa-tanana manomboka rahampitsy ary aharitra 3 andro...
Tafakatra 96% ny tahan'ny fanaovam-baksiy ny zaza nandritra ny hetsika faobe niisa 6 notanterahina teto Madagasikara tamin'ity taona ity...
Nampatsiahy ireo dingana tsy maintsy hajaina mifandraika amin'ny fandefasana hiran'ny mpanakanto mandritra ny vanim-potoanan'ny fampielezan-kevitra izao ny sendikan'ny kanto "SYKA"...
Tsy afaka handresy an'i Russie amin'izao ady izao i Ukraine raha hampitsahatra ny fanampiana ara-tafika sy ara-bola ho azy ireo ny Amerikanina hoy Volodymyr Zelensky...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.