Ankizy an-tapitrisany no tsy mbola manana kôpia eto Madagasikara, raha ny fantatra nandritra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny ankizy...
Tontosa ny famindram-pitantanana teo amin'ny PDS Georget Alexandre, sy ny Sekretera Jeneralin'ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, Ramatoa Clara Andrianala...
Tsy misy fiaramanidin'ny Tafika na an'ny fanjakana ireo fiaramanidina madinika dimy sy helikôptera iray may tety Ivato, fa an'ny orinasa tsy miankina avokoa, hoy ny ACM...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.