Mety ny sabotsy izao vao hikatona tanteraka ny lisi-pifidianana ampiasaina amin'ny 11 desambra 2024. Efa mandrakitra anaty ordinatera ireo anaran'ny mpifidy vaovao nahazo “ordonnance”, ny eo anivon'ny CED...
Vola hatrany amin'ny 500 tapitrisa Dolara no very amin'ireo firenena aty amin'ny Ranomasimbe Indiana, noho ny jono tsy ara-dalàna. Misy ny fiofanana momba izany, tanterahana eto amintsika...
Orinasa an'ny teratany vahiny no nahazo ny tany manamorona ny farihin'Andranotapahana. Nilaza androany ny Ben'ny Tanànan'i Talatamaty teo aloha fa nanakana ny dingana rehetra nangatahana ny tany izy...
• Nanentana ny kristianina rehetra, hivavaka sy handini-tena, ny avy eo anivon'ny Fiombonan'ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara, tamin'ny hafatra navoakan'izy ireo ny zoma 26 septambra 2025... • Tontosa ny sabotsy 27 septambra 2025, ny famindrana ny taolambalon'i Mompera Vladimir, izay tany amin'ny Diosezin'i Toamasina, ho ao amin'ny fasan'ny Fikambanana ao Ambohidratrimo Antananarivo... • Notontosaina ny sabotsy 27 septambra 2025 ny fitsofan-drano ny fasana ary ny famindrana ireo pretra sy frefra miisa 13 efa nialoha lalana, teny amin'ny Monasitera Masina Maria Ambohimanjakarano Mahitsy...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.