Tapitra tamin'ny misasak'alina teo ny fahafaha-manao fampielezan-kevitry ny fifidianana Ben'ny Tanàna manerana ny nosy. Miditra anatin'ny "fahanginana ara-pifidianana" isika anio...
Tsy ara-dalàna ny naneken'ny CENI ireo lehiben'ny fokontany afaka nanangona anaran'olona sy nangataka "ordonnance" teny amin'ny Fitsaràna, hoy ny KMF/Cnoe...
Notsipahan'ny filoham-pirenena Andry Rajoelina ny tarehimarika nivoaka momba ny laharan'i Madagasikara amin'ny tahan'ny fahantrana. Ny antontan'isan'ny Banky iraisam-pirenena ihany no loharanom-baovao marina hoy izy...
Nampiato ireo fandaharan'asa fanampiana rehetra an'i Géorgie i Royaume-Uni. Atnon'izany ny toe-draharaha pôlitika misy any amin'ity firenena ity...
• Hotanterahana ny alahady 10 aogositra 2025, ny fametrahana amin'ny fomban'ny Fiangonana eo amin'ny fiketrahana maha Evekan'ny Diosezin'i Fenoarivo Atsinanana azy an'i Mgr Marek Ochlak... • Mampitodika antsika hivavaka ho an'ireo fiaraha-monina sy firenena sarotra mihavana, ny Tambajotram-pivavahan'ny Papa Maneran-tany ho an'ity volana aogositra ity... • Nandefa hafatra ho an'ireo nandray anjara tamin'ny Fihaonan'ny Fivondronamben'ny Evekan'i Afrika sy i Madagasikara, ny Papa Léon XIV...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.