Tany amin'ny 151 km avaratra andrefan'Antsiranana Voalohany no nisy ny foiben'ilay rivodoza Chido, tamin'ny 5 ora sy sasany hariva teo...
Volavolan-dalàna miisa 12 no nolaniana teny amin'ny Antenimieram-pirenena nandritra ny fivoriana ara-potoana faharoa, naharitra 60 andro, nifarana androany...
Tokony samy hiandry am-pitoniana ny voka-pifidianana Ben'ny Tanàna sy Mpanolotsaina farany teo ny mpanao pôlitika sy ny mpanara-dia azy, raha ny nambaran'ny Praminisitra Ntsay Christian, androany...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.