Manalavitra hatrany ny morontsiraka Avaratra - Andrefan'i Nosy Be ilay rivo-doza Chido, mihena hatrany ny heriny ary foana avokoa ny filazana loza mikasika azy...
Voafidy ho filohan'ny parlemantan'ny SADC na ny FP-SADC nandritra ny fivoriambe andiany faha-56 tany LivingStone Zambie, i Tokoly Justin filohan'ny antenimieram-pirenena Malagasy...
Hirariana ireo rehetra lany ho ben'ny tanàna mba hahay hiara-hiasa amin'ny fitondram-panjakàna ho fampandrosoana ny eny ifotony hoy ny filohan'ny antenimieran-doholona nandritra ny famaranana ny fivoriana omaly zoma 13 desambra 2024...
François Bayrou no notendren'ny filoha Frantsay Emmanuel Macron ho praiministra vaovao handimby ny toeran'i Michel Barnier...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.