Nanome baiko ny hanakatonana ny masoivohony any Irlande ny governemanta israeliana. Anton'izany ny endrim-pankahalàna sy fanenjehina ny Jiosy any amin'ity firenena ity...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.