Hanomboka anio ny famoahan'ny CENI ny vokatra vonjimaika tamin'ny fifidianana Ben'ny Tanànana sy Mpanolotsaina, isaky ny Renivohi-paritany. Hisantatra izany ny eto Antananarivo...
Afaka mametraka fitoriana sy fitarainana eny anivon'ny Fitsarana miady amin'ny Fanjakana, ireo rehetra tsy afa-po tamin'ny fifidianana Ben'ny Tanàna sy Mpanolotsaina notanterahana ny 11 desambra 2024, hoy ny mpahay lalàna Imbiky Herilaza...
Hihena hatrany amin'ny 70 tapitrisa litatra ny fiankinan-doha amin'ny famokarana herinaratra ampiasana soloika, ao aorian'ny fahavitan'ny tobim-pamokarana angovo ao Ranomafana, Distrikan'Ankazobe...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.