Miato mandra-pivoaka ny valin'ny fanadihadiana ataon'ny "Cyber-Criminalité" ny fampiasana ny tranokalan'ny CENI taorian'ny fisian'ny "piratage" nitranga ny faran'ny herinandro teo hoy ny Sekretera Mpanatanteraky ny CENI...
Nosamborina ary atao andrimaso eny amin'ny Toby Ratsimandrava ny mpikatroka avy amin'ny Antoko Tiako I Madagasikara Jean Luc Randriamihaotra, tsy afaka nijery sy nanatitra mpisolovava hiaro azy ireo mpiray Antoko aminy...
Ny any amin'ny Faritany Fianarantsoa, Toliara, ary Toamasina indray anio 23 desambra no hamoaka ny vokam-pifidianana Ben'ny tanàna vonjimaika, izay notontosaina tamin'ny 11 desambra teo...
Naaton'ny Praiministra Albanais Edi Rama mandritra ny heritaona ny fampiasana ny TikTok any amin'ity firenena ity, taorian'ny herisetra tamin'ny fampiasana izany ka nahafatesana mpianatry ny kolejy iray...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.