Olona 43 isa nampidirina am-ponja vonjy maika noho ny resaka kolikoly tao anatin'ny telo volana, miisa 580 kosa ireo fitanana an-tsoratra vita sy nalefan'ny BIANCO any amin'ny Fitsaràna...
Fako manodidina ny 10.000 taonina no nalan'ny APIPA tamin'ireo lakan-drano tao Antananarivo renivohitra tato anatin'ny 5 volana farany amin'ny taona 2024...
Nametraka tanjona ny hizoran'ny fetin'ny Noely sy ny Faran'ny Taona, anatin'ny filaminana sy ny fitoniana ny avy amin'ny Zandarimariam-pirenena...
Nampanantena ny hanafoana ny transgenre aorian'ny fahavitan'ny fihanihanany ny filoha Amerikana Donald Trump, tsy misy karazany hafa ankoatra ny lehilahy sy vehivavy ny vahoaka Amerikanina hoy izy...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.