Mbola misy hatrany ny fikasana hanondrana antsokosoko ireo harem-pirenena malagasy. Nahitàna izany indray omaly ny tany Mahajanga. Tsy hisy ny fandeferana ho an'ireo izay tratra, hoy ny Ministry ny tontolo iainana sy ny fandrosoana lovan-jafy...
Efa tena mandrefy ireo tompon'andraikim-panjakàna mihitsy ireo mpanao trafika hoy ny firaisamonim-pirenena misehatra amin'ny fiarovana ny tontolo iainana ; takian'izy ireo ny hampiharana sazy enjana ho an'ireo izay tratra...
Nanana ny toerana lehibe ary nisy fiatraikany mivantana ny fiaraha-miasan'ny fikambanana alemanina misahana ny fiaraha-miasa iraisam-pirenena na ny GIZ sy Madagasikara...
Efa manomana tolo-dalàna hanoàna ny famotsoran-keloka ny filoha teo aloha Macky Sall ny governemanta Senegale, hoy ny praiministra Ousmane Sonko...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.