Hiakatra ny vidin-tsolika amin'ity taona 2025 ity. Voalaza fa hisondrotra 200 Ariary isaky ny litatra isam-bolana izany, mandram-pahatongan'ny vidiny tena izy...
Hiverina indray ny fisoratana anarana ho an'ireo maniry hisitraka fitsaboana amin'ilay sambo hôpitaly Mercy Ships. Nisy ny dinika niresahana izany omaly tany Toamasina...
Anarana miisa 2 no efa mandeha fa mety ho mpanazatra ny Barea. Nitondra fanazavàna ny FMF omaly fa tsy mbola nisy ny famoahana izay ho mpanazatra saingy ho fantatra tsy ho ela...
Voafonja an'arivony no nomen'ny fitondràna miaramila any Birmanie famotsoran-keloka. Famotsoran-keloka noho ny fahaleovantenan'ity firenena ity androany 4 janoary 2025...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.