Hiavaka ny fihaonamben'ny tanora Afrikana Youth Connect Africa andiany faha-8 izay atao eto Madagasikara amin'ity taona 2025 ity...
Mety handamoka ny tetik'asa hanapariahana ny voly vary safiotra eto Madagasikara satria tsy mbola resy lahatra amin'izany ny tantsaha...
Mpianatra an-jatony no tsy manan-kialofana vokatry ny fahamaizan'ny trano fonenan'ny mpianatra any amin'ny Oniversiten'i Fianarantsoa ny sabotsy alina teo...
Nandray ôfisialy ny asa maha filohan'ny Federasiônan'ny Fivondronamben'ny Eveka azy, any Azia ny kardinaly Filipe Neri Ferrao ny voalohan'ny volana janoary teo...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.