Nahiditrra am-ponja vonjimaika i Jean Luce Randriamihoatra noho ilay raharaha voka-pifidianana teo anivon'ny tranokalan'ny CENI. Naharitra ora maro ny fakàna am-bavany azy teny Anosy omaly...
Tsy hitsahatra hiakatra ny vidim-piainana amin'ity taona 2025 ity, hoy ny Profesora Ralison Roge...
Diso fanantenana amin'ny pôlitikan'ny fitondràna ho an'ny mpiasa amin'ity taona ity ny RANDRANA SENDIKALY. Nanantena izy ireo fa mba hisy ny fampiakaran-karama hifanitsy amin'ny fisondrotry ny vidim-piainana...
Nametra-pialàna omaly hariva ny Praiministra Kanadiana, Justin Trudeau. Antony ny tsy fananan'ny antoko Liberaly misy azy ny maro an'isa intsony, eo anivon'ny Parlemanta...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.