• Tany amin'ny 2.200 km atsinanan'Antalaha no nisy ny foiben'ilay andro ratsy tamin'ny 3 ora tolak'andro teo...
  • Lafin-javatra maro mahakasika ny fiainam-pirenena sy ny olana mianjady amin'ny vahoaka Malagay ankehitriny no noresahana tamin'ilay filan-kevitry ny ministra natao ten amin'ny Lapam-panjakàna Iavoloha androany tolak'andro...
  • Nahatratra 500.000 m3 mahery ny hadirin'ny fako niparitaka tao Antananarivo renivohitra voahangona tamin'ny taona 2024, raha ny tatitra nataon'ny SMA androany...
  • Mitantana vonjy maika ny Fiangonana Anglikanina izay manana ny foibeny any Angeletera nanomboka omaly 7 janoary ny Arsevekan'i York Stephen Cottrell...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 24 aogositra 2026

• Pretra 11 mirahalahy no nohamasinina tamin'ny sabotsy 22 aogositra 2026, ho an'ny Arsidiosezin'Antananarivo... • Nodimandry teo amin'ny faha-81 taonany ary faha-53 taona naha mpisoron'ny Avo indrindra azy, i Mompera Rakotomahefa Pierre Marcial... • Miantso ny fianakaviambe iraisam-pirenena ny Papa Léon XIV, mba hampitombo ireo fepetra ahafahana misakana ny fihanaky tsimokaretina mitondra ny Ebola...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...