Olona miisa 3 no maty, vokatry ny fandalovan'ny rivo-doza DIKELEDI tany amin'ny faritra avaratry ny nosy. Miisa 999 no voatery nafindra toerana, raha ny tatitra ôfisialy avy amin'ny BNGRC...
Tsy hanaiky ny voka-pifidianana azo tamin'ny halatra ny 11 desambra teo ireo kandidàn'ny vovonana Firaisan-kina. Nanao fanambaràna miaraka izy ireo ny sabotsy teo...
Tontosa omaly ny fetin'ny Seminera Zandriny eny Ambohipo, izay taninketsan'ny Pretra eto amin'ny Diôsezin'Antananarivo...
Mbola tsy voafehy ny afo any Los Angeles Etazonia. Manohy mandravarava trano fonenan'ny mponina ny firehetana goavam-be. Nisy indray omaly ny fanetsehana ny olona ao an-toerana hiala ny trano fonenany...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.