Hikisaka mianatsimo atsinanana manomboka anio ny foiben'ny rivo-doza Dikeledi. Handalo ny manodidina ny 200 km miala ny morontsiraka atsimo andrefan'ny nosy izy, amin'ny tanjaka rivo-doza mahery vaika...
Fitoriana momba ny fifidianana 51 no niakatra fitsaràna teny amin'ny Tribonaly misahana ny ady amin'ny Fanjakàna Anosy omaly. Anisan'ireny ireo raharaha ifampitorian'ireo sasany ho an'ny fifidianana ben'ny tanànan'Antananarivo...
Miantso fitoniana ny filohan'ny Antenimieram-pirenena eo am-piandrasana ny vokatra ôfisialy ny fifidianana ben'ny tanàna sy mpanolontsaina. Tany demôkratika i Madagasikara hoy izy...
Niovitrovitra ny tany, tany amin'ny prefektioran'ny Myazaki any amin'ny nosy Kyushu any Japon omaly hariva, nahiana ny nisian'ny Tsunami tany an-toerana...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.