Naneho hevitra fanindroany momba ny mety ho hetsika an-dalambe ho tarihin'ny mpanohitra ny filohan'ny Antenimieran-doholona omaly. Matikambo fotsiny ny mpanohitra fa tsy misy vahoaka hoy izy...
Miombon-kevitra amin'ny hivondronan'ny mpanohitra rehetra indray ny vondrona HPM. Soson-kevitra naroson'izy ireo ny fananganana ny departemanta pôlitika eo anivon'ny fanoherana...
Naaton'ny Jirama ny fampiharana delestazy eto amin'ny tambazotra iraisan'Antananarivo. Ampy tsara manko ny rano manodina herinaratra any Andekaleka amin'izao...
Misy tsirim-panantenana kely ny fampitsaharana eo amin'ny Hamas sy ny Israeliana any Gaza. Misy ny dinika famolavolàna fifanarahana hamaranana ny ady, izay tanterahina any Doha Qatar...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.