• Manalavitra hatrany ny morontsiraka atsimon'ny nosy ilay rivo-doza Dikeledi nanomboka alina. Tany amin'ny 222 km atsimo andrefan'i Ampanihy no nisy ny foibeny tami'ny 9 ora lalina. Nahatratra 140km/ora ny rivotra niaraka taminy...
  • Tsy misy mitombona avokoa ny fitoriana nataon'ny kandidà Tojo Ravalomanana ho an'ny kandidà Harilala Ramanantsoa ho an'ny tao amin'ny kaominina Antananarivo renivohitra hoy ny Fitsaràna misahana ny ady amin'ny Fanjakàna eto amin'ny Faritanin'Antananarivo. Nivoaka omaly ny didy momba ireo raharaham-pifidianana kaominaly ho an'ny teto Antananarivo...
  • Mikasa hanao diabe am-pilaminana ao Toamasina ny kandidà Rolland Ratsiraka amin'ny sabotsy izao...

[Miara-dàlana] Zoma 11 septambra 2026

• Tovolahy miisa valo no nanonona ny Voady Voalohany, hiditra ho mpikambana ao amin'ny Fikambanana Salezianin'i Don Bosco, ny talata 8 septambra 2026... • Fanomezana sarobidy sy andraikitra tsy maintsy arovana ny fahamendrehan'ny maha olona, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny “Audience générale” ny alarobia 9 septambra 2026... • Nandray ireo Eveka vaovao miisa 147 namonjy ny fiofanana any Roma, ny Papa Léon XIV omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...