• Miantso an'ireo mpisehatra amin'ny fifandraisan'ny mpiara-belona hanatanteraka ny fanirian'ny Papa François ampita ny fanantenana ho an'ny vahoaka ketraky ny fiainana i Mgr Clément Herizo Rakotoasimbola, Evekan'i Maintirano, filohan'ny vaomieran'ny Eveka momba ny fifandraisan'ny mpiara-belona eto Madagasikara...
  • Tombanana ho betsaka ny rotsak'orana ho an'ny atitany sy ny faritra afovoany andrefan'ny nosy noho ny tsiokan'ny talio. Mety hatratra 70 hatramin'ny 110mm ny rotsak'orana andrasana ao anatin'ny 24 ora...
  • Miatrika fivoriambe eny Antaninarenina ireo mpiantsehatra ao amin'ny ANFA. Isan'ny dinihana ny momba ny famoahana sy fanolorana ny volavolan-dalàna fanorenana ity rafitra ity...
  • Manohy ny zera baomba any Palestine ny tafika israelianina. Farafahakeliny olona 10 no maty tany Jenine faritra avaratr'i Cis Jordanie androany...

Mba ho fanovana marina sy tena izy

“Aza asiana fiatsarambelatsihy ny fitiava-namana. Mankahalà ny ratsy ary miraiketa amin’ny tsara” (Rm 12,9). Hafatry ny Fivondronamben’ny Evekan’i Madagasikara, ho an’ny mpino kristianina katolika, ho an’ny mpitondra fanjakana, ho an’ny tanora Malagasy tsy an-kanavaka, ho an’ny mpiray tanindrazana, ary ho an’ny olona rehetra tsara sitra-po.

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...