• Rava ny tambazotra lehibe mpanondrana sokatra : olona miisa 19 nahiditra am-ponja eny Tsiafahy sy Antanimora, sokatra 2.700 isa no saika ahondran'izy ireo antsokosoko tany Tanzanie...
  • Hihatra manomboka amin'ity alatsinainy 27 janoary ity ny fampidinana ny saran-dalana ho an'ireo reziônaly eny amin'ny toby fiantsonan'ny fasan-karana, fepetra noraisina taorian'ny fidinan'ny vidin-tsolika...
  • Iray tsy mivaky ny Vovonana Firaisan-kina na eo aza ireo feo mandeha milaza ny fisarahan'ireo mpikambana ao aminy, nilaza ny tsy hanongam-panjakàna izy ireo fa hanala amin'ny toerany ny mpitondra tsy hanohizany intsony ny fampahoriana ny vahoaka...
  • Teratany Palestinianina miisa 200 no navotsotr'i Israely ho takalon'ny famontsoran'i Palestine ny takalon'aina Israelianina miisa 4...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 24 aogositra 2026

• Pretra 11 mirahalahy no nohamasinina tamin'ny sabotsy 22 aogositra 2026, ho an'ny Arsidiosezin'Antananarivo... • Nodimandry teo amin'ny faha-81 taonany ary faha-53 taona naha mpisoron'ny Avo indrindra azy, i Mompera Rakotomahefa Pierre Marcial... • Miantso ny fianakaviambe iraisam-pirenena ny Papa Léon XIV, mba hampitombo ireo fepetra ahafahana misakana ny fihanaky tsimokaretina mitondra ny Ebola...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...