Tafakatra 11 isa ireo olona varira namoy ny ainy tamin'ny tranga fakana an-keriny niseho ny taona 2024 iny ary ankizy iray hafa mbola tsy hita popoka raha ny fanadihadiana natao tamin'ny Fikambanan'ny Varira eto Madagasikara...
Mila hajoro eny anivon'ny Fokontany ny atao hoe "auto-défense Villagéoise" hiadiana amin'ny tsy fandriam-pahalemana hoy ny tolo-kevitry ny solombavambahoaka Rajerison Antoine...
Ho fantatra amin'ny zoma izao fara-fahatarany ny anaran'izay ho mpanazatra vaovaon'ny ekipam-pirenena Malagasy amin'ny taranja baolina kitra na ny BAREA A. Anaranar roa no miverimberina amin'izany...
Mihamafy hatrany ny fifandonana eo amin'ny tafi-panjakàna any amin'ny RDC sy ny mpihoko mitam-piadiana M23 izay tohanan'ny fitondrana Rwandais...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.